Entry sisika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra aiditra amin' ny hafa: Asiana sisika ny hazo eo am-panatsofana azy
Fanatsofohana, na fampidirana: Sisi-bola
Fanaovana zavatra an-ditra na ivelan' ny asa aman-draharaha fanao andavanandro
Zavatra na vola omena lehibe hanolikolena azy: Tokony hofadina ny monòme sisika ny mpiasam-panjakana
Mitovy hevitra: gaka ~ kolikoly ~ tsolotra [1.1]
Explanations in English Forced in between [1.7]
Explanations in French Qu'on pousse et insère entre des choses [1.8]
Morphology 
Simple : sisika, sisiko, sisikao, sisiny, sisitsika, sisikay, sisikareo, sisik', sisi-
Derivatives 
 
Compound words 

Entry sisika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy [1.1]
Vocabulary 
Synonyms tsofoka

Entry sisika
Part of speech noun
Explanations in French Blanc de casse [1.13]
Vocabulary 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/06/19