Entry | sisifana (sisika) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Ampidirana, anatsofohana zavatra, ka matetika somary ankery: Sisifana vy ny vatankazo mba hamakiana azy / Isan' efa-taona dia sisifana andro iray ny taona ka amin' ny faran' ny fevrie no atao izany Ampidirana kely: Nosisifako teny kely ho an' i Dadatoa tao amin' ny taratasy nampitondraiko ho an-dRakoto [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | sisihana | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |