Entry tsolotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vola omena olona mba hitaomana azy tsy hanao araka ny adidiny: Raran' ny lalàna ny mandray tsolotra ~ Ireo mpandray tsolotra dia nomena anarana hoe "lava tanan' akanjo"
Mitovy hevitra: gaka ~ kolikoly ~ tranon' afokasoka [1.1]
Explanations in English A bribe [1.7]
Explanations in French Pot-de-vin; dessous-de-table [1.8]

Entry tsolotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandrosoana sy fihemorana miverimberina. [1.1]
Explanations in French Action d'avancer et de reculer comme le dard d'un serpent [1.3]
Derivatives 
Synonyms tsolotsolotra
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11