Entry gaka
Part of speech noun
Malagasy definition Fanenon' ny vorombazaha na ny goaika. [Rajemisa 1985]
English definition the quacking of a duck. [Richardson 1885]
French definition cri du canard, du corbeau [Abinal 1888]
Vocabulary 
Derivations 
Synonyms gagaka

Entry gaka
Part of speech noun
Malagasy definition Vola na tamby hafa omena olona mba hanao raharaha efa anakaramana azy ara-dalàna: Tsy nety nanao ilay raharaha Rabe raha tsy nomena gaka
Mitovy hevitra: kolikoly ~ sisika. ~ totohondry vola ~ tsolotra [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry gaka
Part of speech noun
Malagasy definition Fisotroana (rano) ka agorodana avy hatrany. [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry gaka
Part of speech Unspecified
English definition  [Provincial] for goka [Richardson 1885]

Updated on 2012/12/06