Entry (1/3) | 1 manisika |
Root | 2 sisika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mampiditra: Manisika antsy ao anaty fery Mampiditra ombieny ombieny: Manisika teny frantsay mandrakariva amin' ny resany rangahy io Manampy, manosoka: Voatery hanisika takelaka enina amin' ny boky ianao raha hanampy an' io toko iray vaovao io Manome vola na zavatra olona mba hanangolena azy, hitaomana azy tsy hanao ny adidiny: Tsy tokony hisy hanisika mpiasam-panjakana na iza na iza 5 [1.13] mampiditra sisika ao anelanelan'ny litera na fehezanteny |
Explanations in French |
6 [1.13] espacer, intercaler |
Examples |
7 Koa miala tsiny, miala fondro aho, ny Andriamanjaka, raha manisika teny kely eto. [2.528#] |
Vocabulary |
8 Economy: printing, drawing |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 15 manisika |
Part of speech | 16 active verb |
Explanations in Malagasy |
17 [1.78] [Bezanozano]
mividy |
Entry (3/3) | 18 manisika |
Part of speech | 19 active verb |
Explanations in Malagasy |
20 [1.78] [Tanosy]
mihantsy |
Anagrams | 21 |
Updated on 2025/01/21 |