Entry | 1 rantsan-tanana |
Elementary words | 2 rantsana, tanana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1][rantsanTAnana] Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tanana dimy, izay ampiasain' ny olombelona amin' ny fandraisan-javatra, dia ny ankibe, ny fanondro, ny fanondroadala, ny manarapoana ary ny ankikely [rantsanTAnana] ireo rantsana folo amin' ny tanana |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] the fingers |
Explanations in French |
6 [1.8] les doigts 7 [1.13] doigt |
Examples |
8 Ny vahiny sendra nandalo moa dia azo isaina amin' ny rantsantanana. [2.445#] 9 voavakivakiny madinika toy ny rantsantanana koa ny falafa anankiray tao amin' ny gorodona tao. [2.357#] |
Vocabulary |
10 Biology |
Analogs | 11 rantsantongotra |
Compound words |
|
Holonym |
|
unkLabel:Xmeronyms: |
|
Co-meronyms |
|
Updated on 2024/10/30 |