| Entry | 1 rantsana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny sampan' ny hazo: Tokony hotapahina ny rantsana maty
4 Ny iray amin' ireo fisampanana dimy amin' ny tendron' ny tanana na ny tongotra tsirairay avy: Lazao avy ny anaran' ny rantsana dimy [1.1] |
| Explanations in English |
5 a branch (of a tree) anything like a branch. [Mal. Rantung.]
[1.2] 6 a branch [1.7] |
| Explanations in French |
7 branche
[1.8, 1.13] 8 branche d'un arbre [1.196] |
| Examples |
9 fa amy ny rantsana sy ny tahon' ny hazo lehibe sy ny froteksa kosa dia misy koa atao.
[1.357]
10 Haingoan'ny rantsana boribory sy ny akanjony zandiana misoratra manakona ny tapaky ny laferany. [2.895] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 23 29 combinations of that word |
| Proverbs | 24 Proverbs containing that word |
| Article | 25 Randzavola: rantsana ao amin' ny Baiboly |
| Updated on 2025/11/09 |
|