Entry ankibe (anky, be)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny rantsana lehibe indrindra amin' ny tanana na ny tongotra [1.1]
Explanations in French Le pouce [1.3]
Examples 
1Na nilefaka aza anefa izy, nasainy nanao taratasy misy filazalazana momba ahy ihany aho, sady nosoniavina io no nasiana lavotondro amin' ny ankibe anankiroa. [2.4]
2Ny anky Ny felatanana sy ny rantsana no entina mananky, manomboka amin' ny ankibe ka miafara amin' ny ankikely, ary ny fampiasana ny anky dia ny satroka, ny hatevenan-javatra. [2.436]
Vocabulary 
Holonym rantsantanana
Co-meronyms ankihibe, ankihikely, ankikely, fanondro, fanondroadala, manarapoana
Other spellings 
Analogs  ankihibentanana
  ankikely ~ fanondro ~ fanondroadala ~ manarapoana
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/03/20