Entry ankikely
Elementary words anky ; kely
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny kely indrindra amin' ny rantsantanana na ny rantsantongotra [1.1]
Explanations in French Auriculaire [1.66]
Examples Ny felatanana sy ny rantsana no entina mananky, manomboka amin' ny ankibe ka miafara amin' ny ankikely, ary ny fampiasana ny anky dia ny satroka, ny hatevenan-javatra. [2.436]
Vocabulary 
Holonym rantsantanana
Co-meronyms ankibe, ankihibe, ankihikely, fanondro, fanondroadala, manarapoana
Other spellings 

Updated on 2023/03/20