|
|
|
|

Entry1  ankihibe
Elementary words  2  ankihy, be
Part of speech  3  noun
Explanations in English  4  the thumb [1.7]
Explanations in French  5  le pouce [1.8]
Examples  6  Fa hoy kosa ny ankihibe : "Hihatakataka aho fa olon-dehibe". [2.69#179]
7  ny manarakaraka sy ny fanondro no fohy dia botrin' ny sain-dratsiny, ary ny ankihibe sy ny tondro ampovoany no lava sy lehibe dia noho ny hamarinany. [2.69#]
Vocabulary  8  Biology
Other spellings  9  ankibe
Analogs  10  ankihibenTAnana
Holonym 
Co-meronyms 

Updated on 2024/10/30