Entry (1/2) | 1 ody |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 fodiana [Taisaka]
[1.78] 4 fanafody, ody, sampy, tapakazo na zavatra hamasinina [Tanala] [1.78] 5 Tapa-kazo na zavatra hafa, toy ny vakana, eken' ny olona sasany ho manankery hitondra soa na hisakana loza rehefa tokavina: Finoanoam-poana ny mankamasina ny ody 6 Zavatra entina manasitrana, fanafody (izay tsy inona fa "fanafana ody" no niaviany): Ody folaka mahomby ny tsimpimpina [1.1] |
Explanations in English |
7 a charm [1.2, 1.7] 8 a medicine [1.2, 1.7] 9 a fetish; medicine for a given complaint, as: ody hatina, ody fitia [1.7] |
Explanations in French |
10 amulette, remède [1.3, 1.5] 11 charme [1.3, 1.5] 12 sorcellerie, préservatif [1.3] 13 fétiche; médicament; médicament pour une certaine maladie, comme: ody hatina, ody fitia [1.8] 14 (on écrit aody sur la côte Est et aoly sur le côte Ouest et dans le Sud). Deux sens contradictoires (toute la conception malgache de l'univers repose ainsi sur la contradiction, la dialectique).
|
Examples |
15 fa izao teny izao no ody basy, izao no tanjaka sy rehareha! [2.298] 16 ny harena alainy, nefa ny ody alahelo tsy misy izay azonao hatao. [2.59] |
Vocabulary |
17 Health 18 Religions, Beliefs |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 29 Proverbs containing the word ody |
Article |
30 Randzavola: ody ao amin' ny Baiboly (=> sikidy) |
Entry (2/2) | 31 ody |
Part of speech | 32 noun |
Explanations in Malagasy |
33 Tsy fampiasa mandeha irery, fa ny hevitra mety hananany amin' ireo sampanteny dia: a) fiverenana any amin' ny tanàna na trano onenana na any amin' ny tany niaviana; b) fisehoana ho manana toetra na ho manao asa eo imason' ny olona nefa tsy marina [1.1] |
Explanations in French |
34 [1.3] 35 retour [1.5] |
Derivatives |
|
Updated on 2023/09/10 |