Entry fody (ody)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiverenana indray amin' ny teny natao, fiverenana indray amin' ny tompony teo aloha [1.1]
Explanations in French Retourner au même maître, action de se dédire, de rompre un contrat [1.3]
Derivatives 
 

Entry fody (ody)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina mody (any an-trano), na fomba entina mody (manao zavatra) [1.1]
Explanations in French Manière de retourner [1.3]
Compound words 

Entry fody
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] Rindrina (mirindrina) [1.78]
Zoonyms 

Entry fody
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Voronkely latsadatsaka kokoa noho ny totohondry ny habeny; raha mbola tsy eo amin' ny fotoana fanatodizany, dia mivololombatolalaka ny volony, na ny lahy na ny vavy, fa eo amin' ny fiandohan' ny volana Novambra, dia miova ho mena dorehitra ny volon' ny fodilahy, ka maharitra hatramin' ny faramparan' ny Marsa izany. Mandritra ny ririnina, dia matetika mamonjy any an' ala ny fody no mipetraka. Anisan' ny vorona mpanimba ny voly, fa indrindra ny vary, ny fody ka tokony hiadiana mafy [1.1]
Explanations in English The Madagascar cardinal-bird, a species of weaver-finch. Foudia madagascariensis. It is also called the rice-bird, from the destruction it sometimes causes to the rice crops. During the breeding season the male bird is, except the wings, of a brilliant scarlet colour
Also another species of weaver-finch. Ploceus algondae [1.2]
 The rice-sparrow (the male is red in summer) [1.7]
Explanations in French Cardinal. Foudia madagascariensis [1.3]
 Cardinal [1.54]
 Petit oiseau qui fréquente les rizières : le mâle est rouge en été [1.8]
 Nom d'un petit oiseau dont le mâle est rouge en parure de noces [1.196]
Scientific name Foudia madagascariensis, Ploceus algondae
Vocabulary 
Synonyms fitily
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs 

Entry fody
Part of speech noun
Explanations in French  [Merina] Variété de banane rouge à maturité, encore appelée akondro fody. [1.196]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/09/30