Entry fodiana (ody)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiverenana any an-tanàna na any an-trano onenana: Amin' ny efatra no fodian' ny mpianatra madinika
¶ Fisehoana ho manao zavatra, asa, na ho manana toetra toy izao na toy izao eo imason' ny olona nefa tsy marina: Fodiana marary no nahafahany tamin' ny sazy [Rajemisa 1985]
Explanations in English a returning ; a pretense [Hallanger 1973]
Explanations in French lieu où l'on retourne, action de retourner [Hallanger 1974]
Quotes 

Entry fodiana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taimoro] fitokanana [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31