| Entry | 1 mihomehy |
| Root | 2 homehy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Misoka-molotra mampiseho nify ho fanehoana hafaliana: Vao iray volana, hono, ity zaza ity dia nihomehy
5 Mamazivazy: Nihomehy an' ilay Rangahy be kibo daholo ny ankizy 6 Maneso, manakora: Tsy fanao ny mihomehy ny resy [1.1] |
| Explanations in English |
7 to laugh at, to mock; to laugh
[1.7] |
| Explanations in French |
8 rire; se moquer de
[1.8] |
| Examples |
9 Ankizy mahay mihomehy ireny, ankizy mahay milalao, mahay mihira, mahay mifaly, - saingy zanaky ny Tantsaha, ankizin' ambanivohitra.
[2.470#148]
10 Izy ve mihomehy|hihomehy, ianao tsy mihomehy|hihomehy! [2.472#248] |
| Morphology |
|
| Analogs | 15 dangin' ny hehy, 16 jihitry ny hehy, 17 latsaky ny hehy, 18 lokin' ny hehy, 19 mampiseho katsaka, 20 manahy nify, 21 manao farahehy, 22 manao hehy valaka, 23 manao hehy voraka, 24 matin' ny hehy, 25 miatatry ny hehy, 26 mibokitra ny tehezana, 27 mihomehy mihimoka, 28 mihomehy mikafana, 29 mihomehy ra, 30 mihomehy tsy vaky, 31 mikakakaka, 32 mikanikany, 33 mikikikiky, 34 mikimokimoka, 35 mitokaka, 36 mitokelaka, 37 mitsiky, 38 mitsiky mahalana, 39 mitsikitsiky, 40 mitsiky tsy ravo, 41 mitsiky vazana, 42 mivadika aty, 43 mivanika, 44 mivanitika, 45 mivanivany, 46 ridan' ny hehy, 47 tapa-tsinay, 48 toran' ny hehy, 49 tsy manana aina, 50 tsipaky ny hehy |
| Combinations | 51 7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mihomehy |
| Proverbs | 52 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/22 |
|