Entry tsipaky ny hehy (tsipaka, hehy)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy miolanolan' ny hehy; toran' ny hehy; mihomehy kely aloha vao misesy ka efa toy ny hanevika vao miato na mamonjy mipetraka [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31