| Entry (1/3) | 1 mikakakaka |
| Root | 2 kakakaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mihomehy lava sy heno lavitra: Raha vao kitikitihina i Tiana kely dia mikakakaka
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to laugh loudly
[1.7] |
| Explanations in French |
6 rire aux éclats
[1.8] |
| Morphology |
|
| Analogs | 11 latsaky ny hehy, 12 Lokin' ny hehy, 13 manao hehy ranovaky, 14 mikanikany, 15 mikikikiky, 16 mitokelaka, 17 mitolakàka, 18 mitsikanikany, 19 mitsikikikiky |
| Entry (2/3) | 20 mikakakaka |
| Part of speech | 21 adjective |
| Explanations in Malagasy |
22 [Bara] zendana; mitanatana vava, tsy afa-miteny
[1.78] |
| Entry (3/3) | 23 mikakakakà |
| Root | 24 kakakaka |
| Part of speech | 25 imperative of active verb mikakakaka [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | mikakakakà, mikakakaka |
| Updated on 2026/04/27 |
|