Entry mivanìka (vanika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miseho (nify)
Mampiseho nify fa voa ka hany hery ny nify no haseho toa mihomehy foana: Tratra ny anao lahy ka hany heriny nivanika fotsiny
Mampiseho nify noho ny hatezerana
Reraka mafy dia mafy: Nivanika izy niditra ny trano fa lampan' ny hanoanana sy main' ny hetaheta, hono [1.1]
Morphology 
Present : mivanìka
Past : nivanìka
Future : hivanìka
Imperative : mivanikà
Proverbs 

Entry mivanikà (vanìka)
Part of speech imperative of active verb mivanìka [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20