|
|
|
|

Entry1  lainga
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Filazana mifanohitra amin' ny marina: Vaky ny laingan' Isambilo; hay fahafolo izy fa tsy voalohany
Filazana ho marina ny zavatra fantatra fa tsy marina hamitahana olona: Mivelona amin' ny lainga io olona io
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] a lie
5  [1.2] a falsehood
Explanations in French  6  [1.3, 1.8] mensonge
7  [1.3] fausse apparence
figuré: un peu plus que ce qu'il faut ou un peu moins: Misy lainga io mizana io (Cette balance n'est pas bien juste)
Examples  8  Ny lainga nataony dia tsy anamarinantsika. [1.38]
9  Hilaza lainga aho raha hanao hoe izahay roa lahy irery no nataony toy izany. [2.472]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Antonyms  15  marina
Analogs  16  fitaka.
Compound words 
Proverbs  22  Proverbs containing the word lainga
Article  23  Randzavola: lainga ao amin' ny Baiboly

Anagrams  24  angali, angaly, lainga

Updated on 2022/09/05