Entry fitaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny na zavatra toa marina nefa diso entina hanambakana: Tsy misy fitaka izany lazaiko anao izany na kely aza.
Hafetsena entina hanambakana: Fanekena natao am-pitaka io ka tsy ekena. [1.1]
Explanations in English Deceit, fraud, stratagem, duplicity, guile. See ambaka, ambosy, angoly, felika, lainga, sandoka, soloky. [1.2]
 Fraud, deceit [1.7]
Explanations in French Fraude, ruse [1.8]
Derivatives 
 
Synonyms ambaka ~ ambosy ~ angoly ~ felika ~ lainga ~ sandoka ~ soloky
Compound words 
Proverbs 

Entry fitaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] fanambininy [1.78]
Explanations in English See petraka [1.2]
Derivatives 
 

Entry fitaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Tany lemaka [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/08/01