Entry marina (arina)
Part of speech adjective
Malagasy definition Ilazana toerana mitovy tantana, tsy misy avo sy iva, tsy mikitoantoana: Lavoan-tany marina lahy ianao
¶ Ilazana toe-javatra mifanaraka amin' ny tena izy, tsy diso: Marina fa roa ampiana roa efatra
¶ Ilazana toetran' olona tsy mamitaka, tsy mandainga, manaraka ny rariny sy ny hitsiny: Mpampiasa marina Rabe fa omeny karama mifanentana amin' ny asa ataony avy ny mpiasa ao aminy [Rajemisa 1985]
English definition level; true; just, right [Richardson 1885, Hallanger 1973]
French definition de niveau; juste, vrai [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 d'aplomb, droit [Abinal 1888]
Derivations 
Morphology 
marina
marin-
marim-
mari-
mana, mana
Compound words, titles, names 
Examples 
1Tsy hita ihany izy ity izay marina [Andraina: I Vola, page 7]
2Marina fa tsy mpiray tarika amin' izy telo lahy ireo [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 48]
Quotes 
Toponymy Place names having the word marina (2): Ambalamarina, Vohimarina

Entry mana (arina)
Part of speech imperative of adjective marina [full list]

Entry mariña
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Tanala] hendry, mipetraka tsara [Rakotosaona 1972]

2019/08/17