Entry | 1 fandainga |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mandainga: Mampihomehy ny fandaingan' io olona io fa ataony ho zazakely daholo angaha ny olona rehetra Olona zatra mandainga: Fandainga ratsy koa Ikotofatsora itỳ |
Explanations in English |
4 [1.2] A liar; one who is in the habit of telling lies. |
Explanations in French |
5 [1.3#373] Qui a l’habitude de mentir, la manière de mentir |
Root | 6 lainga |
Anagrams | 7 fandainga, fidangana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |