Entry indray
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Fanindroany: Toa mbola miteny indray ialahy?
Mbola vao mainka: Norarany tsy hisotro ny zanany, nefa izy indray no nivongika tavoahangin-java-pisotro avy any
Miaraka: Indray nientana izahay rehetra nihoby ireo mahery fonay. [1.1]
Explanations in English Again, the second time; at times, sometimes; in the second place [1.2]
 Again; in the second place [1.7]
Explanations in French Encore une fois; de nouveau [1.8]
Examples 
1Ho avy indray ny tantara terena. [2.4]
2I Dada indray no voatendry tamin' izany. [2.472]
Derivatives 
Compound words 
Hyponyms Indray andro tao Sahabe (Andry Andraina)

Entry indray
Part of speech Unspecified
Explanations in Malagasy  [Bara] [1.78]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2023/05/23