Entry indray mitono valala (iray, tono, valala)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy halavam-potoana mitovy amin' ny fotoana ahamasahan' ny valala atono amin' ny afo (eo amin' ny roa minitra eo) [Rajemisa 1985]
Explanations in English in a moment ; lit. as long as the frying of a locust. [Richardson 1885]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31