Entry aza ny ateran-kira indray no milaza tsy mahay
Elementary words aza ; aterana ; hira ; indray ; milaza ; mahay
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny olona ilam-pihavanana, ampisehoana faniriam-pisakaizana, nefa izy indray no tsy manotraka firy [1.1]

Updated on 2023/08/18