Entry indraindray (indray)
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition Mahalankalana, tsy matetika: Tonga mitsidika anay indraindray i Dadatoa Rajao [Rajemisa 1985]
English translation sometimes [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 seldom, infrequent. Reduplication of indray [Richardson 1885]
 off and on [Hallanger 1973]
French translation parfois [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
 de temps en temps [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
Other spellings 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Tonga any amiko izy indraindray. [Andraina: I Vola, page 18]
2Indraindray foana izahay vao mba nihinan-kena. [Andraina: Mitaraina, page 9]

Updated on 2020/07/31