Entry indray mipy maso (iray, py, maso)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy indray miserana kely; ao anatin' ny fotoana fohy dia fohy; fotoana kely mihelina, vetivety [Rajemisa 1985]
Examples Tapak' andro maninjitra aho miharitra hain' andro sy oram-baratra mba hanarato ho an' ilay lahiantitra, nefa indray mipy maso monja kosa no hanarianao izay nisasarako! [Andriamalala: Zazavavindrano]

Updated on 2020/07/31