Entry (1/2) | 1 fanondro |
Root | 2 tondro |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manondro, manoro amin' ny tanana Azo tondroina: Tsy mba fanondro ny fasana, hoy ny Ntaolo |
Entry (2/2) | 5 fanondro |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe: Iza ary no lava, ny fanondro sa ny manarapoana? |
Explanations in English |
8 [1.2] The index finger; lit. the pointer. |
Explanations in French |
9 [1.3] l'index |
Examples |
10 anefa mijoro teo ihany, nanalava tenda na nanilika azy tamin'ny fanondro miangentsana [1.281] 11 ilay olona manompa no manatsofoka ny ankihibehiny eo anelanelan' ny fanondrony|fanondro sy ny fanondrony|fanondro adalany [1.519] |
Vocabulary |
12 Biology |
Compound words |
|
Holonym |
|
Co-meronyms |
|
Anagrams | 23 fanondro, fondrano |
Updated on 2024/10/30 |