Entry tondro
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] fanondro [Rakotosaona 1972]
 Fanondro: Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe no atao hoe Tondro
¶ Fanondroana: Mahasosotra ahy loatra izay tondro molotra nanaovany ahy izay [Rajemisa 1985]
English definition the pointer finger. [Vocabulary: Biology] [Hallanger 1973]
French definition l'index. [Vocabulary: Biology]
¶ action d'indiquer avec le doigt [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples Tondro belaka tondro vaventy
raha ny mpangalatra no handray tanana anao
atsipazo toa fatim-biby
tondro belaka tondro vaventy
raha ny tsara fanahy kosa no manolo-tanana anao
ataovy diavolan-tanteraka ny kibo
[Fox: Hainteny, number 254]

Entry tondro
Part of speech noun
French definition caractéristique; flèche, indicateur, extrémité, vecteur [SLP: Voambolana]
Analogues  tondro avaratra ~ tondro fana ~ tondro haabo ~ tondro haambo ~ tondro hahaka ~ tondro hataka ~ tondro maripana ~ tondro mifolaka ~ tondro miloko ~ tondrom-paingo ~ tondron' anaisa ~ tondro sanda ~ tondro toerana

2014/11/06