Entry madinika (dinika)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  kely [Rakotosaona: Tanosy]
 (na majinika, hoy ny fanononan' ny olona matetika) Kely, manify, marotsaka, tsy be maso: Soratra madinika ~ Madini-koditava ny ankizy [Rajemisa 1985]
Explanations in English often pronounced majinika. Small, minute, slender, little, fine, of cloth, etc. [Richardson 1885]
Explanations in French petit, menu, mince, fin [Abinal 1888]
Other spellings 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Iny Ikemba nanao hazakazaka madinika. [Rajaonarivelo: Bina]
2Koa diso ray ny zaza madinika, Re lahy! [Dahle: Angano]
3Ny Fokonolona no mpitsara ny ady madinika; [Fagereng: Tantara]
4Ary misy ankizy madinika mamboatra ny vanja. [Razoharinoro: Soratra]
Quotes 
Toponymy Place names having the word madinika (1): Ankeramadinika

Updated on 2021/07/20