Entry mandinika (dinika)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mamerina mitsako indray ny ahitra efa natelina: Ny omby dia anisan' ny biby mandinika [Rajemisa 1985]
English definition   to ruminate, to chew the cud [Richardson 1885]
   to chew the cud [Hallanger 1973]
French definition   ruminer [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Morphology  
mandinika
nandinika
handinika
mandiniha

Entry mandinika (dinika)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mamakafaka, mihevijavatra, mamadibadika, maka ambony maka ambany: Mbola handinika aho aloha vao afaka hanapa-kevitra
¶ Mijery ela, manombantombana: Nandinika an' ilay zaza teo Rakoto no niditra Rabe
Mitovy hevitra: maka ambony maka ambany ~ maka fototra ~ maka saina ~ mamadibadika ~ mamakafaka ~ mamolavola ~ mamotopototra ~ manadihady ~ mandanjalanja ~ mieritreritra ~ mihevitra ~ misaina ~ mitady ny antony ~ mitaratara ~ mitsako ~ mitsakotsako [Rajemisa 1985]
English definition   to scrutinize closely, to admonish minutely, to specify, to relate individually, to particularize
¶ to investigate, to pry into [Richardson 1885]
   to examine carefully [Hallanger 1973]
French definition   examiner [Hallanger 1974]
Examples   Mivandraka ny valin-drihana hatrany izy, raha mandinika izany rehetra izany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 57]
Morphology  
mandinika
nandinika
handinika
mandiniha

Updated on 2012/07/11