Entry andinihana (dinika)
Part of speech relative verb
Examples 
1Vao mainka zendana ihany rahateo koa izy ireo, indrindra Rasoa antoky ny fikarakarana, fa toa mihatsara Rainitoandro, raha ny resaka ataony sy ny fahamiramiranany no andinihana izany. [2.470]
2Ao anatin'izany fiovana tsy miato eo amin'ny tontolo ankapobeny izany no tsy maintsy andinihana ny fanabeazana, ka anarahana ny fivoarany manaraka ny fandrosoan' ny fotoana sy ny fiarahamonina. [2.606]
Morphology 
Present : andinihana, andinihako, andinihanao, andinihany, andinihantsika, andinihanay, andinihanareo, andinihan', andinihan-, andiniham-, andiniha-
Past : nandinihana, nandinihako, nandinihanao, nandinihany, nandinihantsika, nandinihanay, nandinihanareo, nandinihan', nandinihan-, nandiniham-, nandiniha-
Future : handinihana, handinihako, handinihanao, handinihany, handinihantsika, handinihanay, handinihanareo, handinihan', handinihan-, handiniham-, handiniha-
Imperative : andiniho

Updated on 2024/01/13