Entry bila
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Mitsivalana [1.78]
  [Bara] Tsy mahitsy [1.78]
  [Betsileo] Tandrok' omby hafahafa fa ny ilany mahitsy mila hiondrika, ny ilany kosa miolaka [1.1]
 Tsy mahitsy fa mivilana: Bila ny tongotr' itỳ latabatra itỳ fa ahitsio
Mitovy hevitra: bilabila ~ bilaka ~ bingo ~ vila ~ vilaka ~ vilana [1.1]
Explanations in English Crooked, crooked-horned. Said of cattle whose horns do not correspond in position or direction. [1.2]
Explanations in French  [Taisaka] De travers [1.82]
Derivatives 
 
Tables and plates Shapes of Cattle Horns
Proverbs 
Illustrations 

Entry bila
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Aretina tsy fanta-pototra loatra, noheverin' ny sasany ho aretin-tsaina amam-panahy; ny sasany kosa nihevitra azy ho fanindrian-javatra na ny ambiroan' ny maty: toa manavinavy no fiandohan' ny aretina, dia marary andoha, dia fanina dia mena ny maso, ary dia tonga verivery ny sain' ilay marary ary mihoalahoala sy mienjika izy ka amin' izay dia toa mahavita zavatra tsy vitan' olona tsotra, toy ny mandihy miloloha siny feno rano nefa tsy raraka ny rano... Ny fitsaboana ny bila dia itehafana, miaraka amin' ny vely vy sy ampongatapaka... Nanana anarana samy hafa saika isampoko ny bilo: ramanenjana na soratra (imerina), salamanga (betsileo), tromba (sakalava, tsimihety) [1.1]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2024/01/18