Entry vilana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy mahitsy fa misompirana: Vilana be mihitsy ny tsipika nataonao
Tsy araka ny toetrany mahitsy tsara fa mivaona: Nanjary vilana ny vavany noho ilay aretina nahavoa azy. [1.1]
Explanations in English Crooked, warped [1.7]
Explanations in French évasif: Valy vilana (Réponse évasive) [1.4]
 Tordu, qui dévie [1.8]
Examples Matetika no ahitana fa omena dika vilana io fomba izay mifanaraka amin’ny hevitra fototry ny demokrasia io. [4.27]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31