Entry | soratra | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Malagasy definition | Marimarika isan-karazany azo vakina: Saro-bakina ny soratr' ity zaza ity ¶ Filazana an-tsoratra: Misy soratra milaza hoe tsy azo aleha ao [Rajemisa 1985] | ||||||||
French translation | écriture, dessins quelconques, lignes, traits, figures, marque, peinture [Abinal 1888] | ||||||||
Derivations |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words, titles, names |
| ||||||||
Examples |
| ||||||||
Quotes | Proverbs containing the word soratra | ||||||||
Toponymy | |||||||||
Entry | soratra | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Malagasy definition | Dihy miara-be fanao taloha raha misy hasoavana malaza [Rajemisa 1985] | ||||||||
Entry | soratra | ||||||||
Part of speech | noun | ||||||||
Malagasy definition | [Sihanaka] tromba na aretina vokatry ny tromba mbola tsy tafavoaka [Rakotosaona 1975] | ||||||||
Entry | Soratra | ||||||||
Part of speech | name (anthroponym) | ||||||||
Vocabulary | Religions, Beliefs | ||||||||
Other spellings | Rasoratra | ||||||||
Tables and plates | The ancient idols | ||||||||
Examples | Ary milalao i Soratra sy Matsatso [Callet: Tantara, page 207] | ||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |