Entry vilaka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy mahitsy fa meloka, bilabila miforitra: Notsofin' ny rivo-mahery ny hazo teo an-tokotany hany ka vilaka daholo ny rantsankazo rehetra [Rajemisa 1985]
Explanations in French qui va de travers, qui dévie [Abinal 1888]
Derivations 
Other spellings 

Updated on 2020/07/31