Entry |
bingo
|
Part of speech | adjective
|
Malagasy definition | Bila, filaza indrindra amin' ny tongotra; ny olona bingo dia manana tongotra tsy mba mahitsy fijoro fa somary mibaraingo toa miditra (mifanohitra aminy: tsivaka) [Rajemisa 1985]
|
English translation | bow-legged [Richardson 1885, Hallanger 1973]
|
| bandy-legged, crooked in the knees or joints. [Mal. Bengok, crooked.] [Richardson 1885]
|
French translation | bancal [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986]
|
| tordu [SLP 1986]
|
Vocabulary |
Derivations |
Antonyms |
Compound words, titles, names |
|
Analogues |
biko |
Quotes |
|