|
|
|
|

Entry1  aprily
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Volana fahefatra amin' ny taona araka ny kalandrie vahiny izay arahina saika hatraiza hatraiza ankehitriny; misy andro telopolo ny volana avrily. (Raha samy haka anarana avy amin' ny teny vahiny ihany, tsy aleo ve ilay mifanakaiky amin' ny mahazatra no raisina?) [1.1]
Explanations in English  4  April [3.1]
Explanations in French  5  avril [3.1]
Vocabulary  6  Time
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Tables and plates  27  Measure of Time

Anagrams  28  aprily, rapily

Updated on 2024/10/30