Entry mianatra (anatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao izay hahaizana zavatra iray: Mianatra marika izahay isan-kariva
Maka tahaka, manao sahala amy: Mianatra ny fitenin' i nenibe Ikoto ka mampihomehy erỳ [1.1]
Explanations in English To learn, to study, to receive instruction; to gain knowledge of, to imitate, to mimic. The causative of this (mampianatra) means to teach. [1.2]
 To learn; to imitate; to go to school [1.7]
Explanations in French Apprendre; aller à l'école; imiter [1.8]
Examples 
1Fa angaha ialahy tsy mianatra tsara? [2.472]
2Ny fiainan-dry zalahy ireo dia mianatra amin' ny antoandro fa ny maro aminy miasa alina. [2.471]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mianatra
Past : nianatra
Future : hianatra
Imperative : mianara
Titles Andeha hianatra izahay
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20