Entry fananarana (anatra)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanaovana na fanipazana torohevitra; fanoroana izay tokony hatao: Henoy ny fananaran' ny ray aman-dreny [Rajemisa 1985]
English definition admonition, advice; reproach, a reprimand [Hallanger 1973]
French definition conseil; réprimande [Hallanger 1974]

2009/02/23