Entry mampianatra (anatra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manao izay hampahay zavatra olona, manoro; mampahazo fahaizana na fahalalana na fahakingana manao zavatra: Mampianatra manao tsihy [Rajemisa 1985]
English definition to teach [Hallanger 1973]
French definition enseigner [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Morphology 
mampianatra
nampianatra
hampianatra
mampianara

2013/03/07