Entry alina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy fotoana tsy anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe hatramin' ny ilentehan' ny masoandro ka hatramin' ny iposahany indray ka itankizinan' ny tany ao anatin' ny haizina: Tonga ny alina: indreny mimpendrampendrana ny kintana eny amin' ny lanitra
¶ haizina: Ao anatin' ny alin' ny tsy fahalalana [Rajemisa 1985]
Explanations in English night, darkness, pertaining to the night. [Mal. ma'lam, mysol malch, night.] [Richardson 1885]
 night [Hallanger 1973]
Explanations in French nuit [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Analogues  ankaly ~ lahaly
Examples 
1aza manan'eritreritra hianao
hozaraiko ny andro sy ny alina
ka ny alina azy
ny antoandro anao
[Fox: Hainteny, number 46]
2Indray alina dia nanonofy Razaimalala. [Rajohanesa: Kintana]
Quotes 
Articles 

Entry alina
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy lany andro, very fotoana, tratra aoriana: Alina foana eo ianao raha hiandry azy [Rajemisa 1985]
Explanations in French qui est en retard, surpris par la nuit; qui se fatigue en vain: Alina foana eo hianao (Vous n'en viendrez pas à bout) [Abinal 1888]

Entry alina
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Arivo folo na arivo impolo; raha atao tarehimarika, dia 10.000: Dimy arivo sy telo alina ariary no vidin' itỳ tany itỳ. [Rajemisa 1985]
Explanations in English ten thousand. [Mal. laska(?); sanscrit lasha.] [Richardson 1885]
 ten thousand [Hallanger 1973]
Explanations in French dix mille [Hallanger 1974]
International explanations  10 000 [3.1]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 
Tables and plates The Numbers
Examples sy boriky arivo amby enina alina, [Baiboly: 4:031:034/Nomery 31:34..]
Articles 
Toponymy Place names having the word alina (1): Ambohipoloalina

Entry alina
Part of speech noun
Explanations in English  [Provincial] provincial for adina [Richardson 1885]

Updated on 2021/11/28