Entry fahalemana (alina)
Part of speech noun
Malagasy definition Tsy fananana ahiahy ny mpangalatra (mandritra ny sakafo hariva): Mandry fahalemana iaika izao fa efa azo ilay mpangalatra nampihorohoro ny tanàna [Rajemisa 1985]
Synonyms halemana

2010/05/19