| Entry | 1 lahaly |
| Part of speech | 2 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 [Sihanaka] alina
[1.78] 4 [Betsimisaraka] Halina, tamin' ny alina tao. Akory lahaly: teny fiarahaban' ny Betsimisaraka, izay azo adika hoe: Nanao akory, nanao ahoana halina [1.1] |
| Explanations in English |
5 [Provincial] last night
[1.7] |
| Explanations in French |
6 [Provincial] la nuit dernière
[1.8] |
| Vocabulary | 7 Time |
| Synonyms | 8 ankaly, halina |
| All compound words | 9 akôry lahaly |
| Anagrams | lahaly, 10 lalahy |
| Updated on 2026/02/04 |
|