| Entry (1/5) | 1 ala |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 enti-milaza zavatra mitambatra maro, indrindra fa ny zava-maniry
[Betsimisaraka]
[1.78] 4 Fitambarana hazo maro be miara-maniry mandrakotra toerana iray malalaka [1.1] |
| Explanations in English |
5 a forest, a wood [Mal. alas.]
[1.2] 6 a forest [1.7] |
| Explanations in French |
7 forêt
[1.8, 1.13] 8 Forêt, nom général des forêts primaires ou encore faiblement modifiées par l'action de l'homme (pris adjectivement le même mot veut dire : touffu, où l'on pénètre difficilement). Les Malgaches distinguent plusieurs catégories de forêts : ala tsy vaky lay, ala mikirindro, ala mainty, ala maizina, ala ngetroka, alam-bero, ala mazaotra, ala vory, ala maty, ala fady 9 - ala-be : végétation xérophile dense sur les dunes fixées de sable roux. [Sakalava, Mahafaly] 10 Pour les forêts secondaires, voir savoka. [1.196] |
| Examples |
11 Mbola aiza re ny ala, Andriamatoa?
[2.643]
12 Nanao ny asa nandrasana taminy ala. [2.472] 13 mibirioka aho, may ny ala atsinanana; [2.69] 14 Raha misy mandoro ny ala dia ataoko meloka. [2.508] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 17 Botany: (in general) |
| All compound words | 18 109 combinations of that word |
| Proverbs | 19 Proverbs containing that word |
| Quotes | 20 Texts mentioning that word |
| Article | 21 Randzavola: ala ao amin' ny Baiboly |
| Illustrations |
|
| Entry (2/5) | 24 ala |
| Part of speech | 25 noun |
| Explanations in Malagasy |
26 Fakana, fanesorana
27 Fiaingana amin' ny toerana iray mba ho any amin' ny toeran-kafa. [1.1] |
| Explanations in English |
28 without, on the outside of, removed, freed from. Much used in making compound words and phrases. See afaka, aka, isotra, saraka.
[1.2] |
| Explanations in French |
29 sortie, enlèvement
[1.3] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 62 73 combinations of that word |
| Entry (3/5) | 63 ala |
| Part of speech | 64 noun |
| Explanations in English |
65 a provincial name for a serpent
[Provincial]
[1.2] |
| Vocabulary | 66 Zoology: reptiles, amphibians |
| Entry (4/5) | 67 alà |
| Root | 68 la |
| Part of speech | 69 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
70 Entina manohitra; ampiasaina mba hanoherana: Alavy ny hevi-diso ny fitanana ny marina
[1.1] |
| Explanations in French |
71 ce qu'on emploie pour nier. Alavy ny hevi-diso ny rariny: employez la vérité contre l'erreur
[1.3] |
| Morphology |
|
| Entry (5/5) | 76 alà |
| Part of speech | 77 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
78 vohana
[Bara]
[1.78] |
| Anagrams | ala, alà |
| Updated on 2025/12/25 |
|