Entry savoka
Part of speech noun
Malagasy definition Zavatra malemilemy vonivony miforona avy amin' ny renitantely ka anaovany ireo takela-tantely misy masomasony mameno ny toho-tantely: Anaovana zavatra betsaka ny savoka [Rajemisa 1985]
 faikan'ny papintantely [SLP 1986]
English definition beeswax [Hallanger 1973]
French definition cire d'abeille [Hallanger 1974, SLP 1986]
Derivations 
Analogues  loko ~ bontily

2013/06/12