|
|
|
|

Entry1  potraka
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Lavo: Nisolafaka izy ka potraka
Hevitra ohatra: Ny ketraka mora mivarina / Miroraka tonga kanosa; / Ny potraka nefa tafarina / Ireny ha olona kosa (Ny Avana)
Nianjera: Potraka avy teny an-davarangana ilay zaza
Miongana, mihem-boninahitra, nesorina amin' ny raharahany: Fatra-panao ny tsy rariny ny anao ka potraka
Explanations in English  4  [1.7] fallen, fallen away
Explanations in French  5  [1.8] tombé, déchu
Examples  6  Ny potraka nefa tafarina, Ireny ka olona kosa! [2.298#]
7  dia mandoa sazy vola ariary 100, fa miandry teza ho potraka izany. [2.48#125]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Analogs  16  lavo, mianjera, mibolaly, mibolila, mibolisatra, mibolasitra, misolifaka, misolafaka, misobilatra, misolifatra, mitsirara, mitsingoana, miongana, midaboka, miantonta, mitrosina, mitrotrongy, mitsinkasina, mitotongana, mitsingidina, mitsingadina, mitsingatotra, mitsimbadika, mikodia, mikodingy, mikodingidingy, mivalangitrika, midaboboka, midalaboboka, mitalaboboka, midaroboka, midarofoka, mivadika, mihohoka, miantofoka, mitatavoka, miankarapoka
Compound words 

Anagrams  18  apotrak, kapotra, potraka

Updated on 2023/10/07