Entry | midaboboka (daboboka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mianjera: Nidaboboka tao anaty hady ny omby Nirohotra miara-be: Nidaboboka ny mpijery lanonana andeho hody [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To fall with violence; to dash upon To proceed in a large concourse [1.2] | ||||||||
Explanations in French | Tomber en bas: Nidaboboka tao anatin'ny hady izy (Il est tombé dans le fossé) Aller en grand nombre: Nidaboboka ny mpianatra avy nianatra (Une foule d'élèves sortaient de la classe) [1.3] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Other spellings | miandaboboka | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |