|
|
|
|

Entry1  mivadika
Root  2  vadika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mampiseho ny ilany na ny lafiny tsy mbola niseho: Efa nivadika ve ireo lamba mihahy ireo
5  Mifandiso ka ny lafy ratsiny indray no miseho fa tsy ny lafy tsarany: Loza fa nivadika ny akanjonao teny an-dalana
6  Manova ny tehezana atao ambany mandry indray: Efa afa-mivadika ny marary
7  Miova ho ratsy tsy araka ny nampoizina: Nivadika ny anao taty aoriana ka izaho nanao soc azy indray no nofofoiny. / Nivadika tampoka teo lahy ny andro
8  Mitsipaka: Ny mivadika ny teny natao no anisan' ny ratsy indrindra
9  Mihohoka ka ny ambony no lasa ambany: Nivadika ny lakana ka saika maty daholo ny mpandeha [1.1]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  1.1=mitsoa-pahana=miova fenitra=mitsoaka ny teny natao=mitsoaka orimbato=mivadibadika toa lela may=manao tsimbadiboanampotsy=manao tsimbadik' amponga=miroa lela=miodina=malady ofana=mangala-belirano
Compound words 
Phytonyms 

Updated on 2023/08/16