|
|
|
|

Entry (1/2)1  miongana
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mianjera ambony ambany, mihohoka: Niongana ny latabatra
Lavo, potraka: Niongana tao amin' ilay kisolosolo avaratra tao izy
Mietry, miletsy: Efa niongana ela ilay mpitandrina teto fantatrao
Explanations in English  4  [1.2] to fall down, to sink, to be reduced.
Examples  5  [2.131] raha mbola tsy very ny saina / ka tsy miongana ny fanahy / dia mbola mahalala menatra ihany
Root  6  ongana
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Entry (2/2)11  miongàna
Part of speech  12  imperative of active verb miongana [Full list]
Explanations in Malagasy  13  [1.1]
Explanations in French  14  [1.3]
Root  15  ongana

Anagrams  16  amingano, amongany, anganoim, iangonam, ionganam, manaingo, manginao, manionga, miangano, miangòna, miangona, miongàna, miongana, mongaina, nigaonam, nigoanam

Updated on 2025/04/25