Entry mitsingidina (tsingidina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mikodiadia: Nitsingidina ny zazakely ka naratra mafy tokoa
Mitsilailay, mitsinkasina: Nitsingidina teo amin' ny mololo ireto ankizy ireto ka maso daholo ny tenany rehetra
Mandry amin' ny tany tsy misy kidoro na tsihy na lafika: Andeha hividianana kidoro ny vahiny fa tsy azo atao mihitsy ny hamela azy hitsingidina amin' izao fotsiny [1.1]
Morphology 
Present : mitsingidina
Past : nitsingidina
Future : hitsingidina

Updated on 2023/01/05